Logo

WeBible

18. ary ny iray toko nizotra ho any ami...

1 Samuel

Chapter 13 : Verse 18

18 / 23

ary ny iray toko nizotra ho any amin’ ny lalana mankany Beti-horona; ary ny iray toko kosa nizotra ho any amin’ ny lalana mankany amin’ ny fari-tany manatrika ny lohasaha Zeboïma tandrifin’ ny efitra.

1 Samuel 13:18